Matio 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+ Romanina 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy tiako tsy ho fantatrareo anefa, ry rahalahy,+ fa efa imbetsaka aho no nikasa hankatỳ aminareo+ mba hahazoako vokatra+ eo aminareo koa, tahaka ny eo amin’ny hafa firenena, kanefa voasakana aho hatramin’izao. Filipianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa raha mbola ho velona ao amin’ny nofo ihany aho, dia vokatry ny asako izany.+ Tsy ampahafantariko anefa izay hofidiko.
19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+
13 Tsy tiako tsy ho fantatrareo anefa, ry rahalahy,+ fa efa imbetsaka aho no nikasa hankatỳ aminareo+ mba hahazoako vokatra+ eo aminareo koa, tahaka ny eo amin’ny hafa firenena, kanefa voasakana aho hatramin’izao.
22 Koa raha mbola ho velona ao amin’ny nofo ihany aho, dia vokatry ny asako izany.+ Tsy ampahafantariko anefa izay hofidiko.