Matio 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Natolotry ny Raiko ahy ny zava-drehetra,+ ary tsy misy tena mahafantatra ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ na tena mahafantatra ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampiharihariana azy.+ Jaona 3:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny Ray tia+ ny Zanaka ka nomeny ho eo am-pelatanany ny zava-drehetra.+ Jaona 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary anao koa izay rehetra ananako, ary ahy izay anananao,+ ary efa nomem-boninahitra teo amin’izy ireo aho.
27 Natolotry ny Raiko ahy ny zava-drehetra,+ ary tsy misy tena mahafantatra ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ na tena mahafantatra ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampiharihariana azy.+
10 ary anao koa izay rehetra ananako, ary ahy izay anananao,+ ary efa nomem-boninahitra teo amin’izy ireo aho.