Salamo 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hanambara ny anaranao+ amin’ny rahalahiko+ aho.Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao.+ Jaona 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izay nomen’ny Raiko+ ahy dia sarobidy noho ny zavatra hafa rehetra,+ ary tsy misy maharombaka azy eny an-tanan’ny Ray.+ Asan’ny Apostoly 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Efa notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany ny nanombohan’Andriamanitra nihevitra ny hafa firenena mba hangalany olona avy amin’ireo mba hitondra ny anarany.+ Hebreo 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 araka ny teniny hoe: “Hanambara ny anaranao amin’ny rahalahiko aho. Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao an-kira.”+
29 Izay nomen’ny Raiko+ ahy dia sarobidy noho ny zavatra hafa rehetra,+ ary tsy misy maharombaka azy eny an-tanan’ny Ray.+
14 Efa notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany ny nanombohan’Andriamanitra nihevitra ny hafa firenena mba hangalany olona avy amin’ireo mba hitondra ny anarany.+
12 araka ny teniny hoe: “Hanambara ny anaranao amin’ny rahalahiko aho. Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao an-kira.”+