Deoteronomia 32:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hanambara ny anaran’i Jehovah+ aho.Ekeo ny fahalehibeazan’ny Andriamanitsika!+ Matio 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+ “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+ Jaona 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ny anaranao efa nampahafantariko ny olona izay nomenao ahy avy tamin’izao tontolo izao.+ Anao izy ireo ka nomenao ahy, ary efa notandremany ny teninao.
6 “Ny anaranao efa nampahafantariko ny olona izay nomenao ahy avy tamin’izao tontolo izao.+ Anao izy ireo ka nomenao ahy, ary efa notandremany ny teninao.