FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tahaka ny itiavan’ny Ray ahy+ no itiavako anareo. Koa aza miala amin’ny fitiavako.

  • Romanina 8:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 na ny ambony, na ny ambany, na zavaboary hafa, dia tsy hisy hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’Andriamanitra, izay aseho amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika.+

  • Efesianina 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sy hanana an’i Kristy hitoetra ao am-ponareo amin’ny alalan’ny finoanareo, ao anatin’ny fitiavana.+ Mivavaka koa aho mba hamaka+ tsara sy hiorina mafy eo amin’ny fototra+ ianareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara