FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy i Jakoba tamin’ny ankohonany sy izay rehetra niaraka taminy: “Ario ny andriamani-kafa any aminareo,+ ary diovy ny tenanareo, ka soloy ny lamba fitafinareo.+

  • Eksodosy 34:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Sao mantsy ianao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany, nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny izy ireo+ ka hanao sorona ho an’ny andriamaniny,+ dia hisy hanasa anao ka hihinana tokoa amin’ny sorona ataony ianao.+

  • Asan’ny Apostoly 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ny mifady ny zavatra natao sorona ho an’ny sampy,+ sy ny ra+ sy ny biby nokendaina+ ary ny fijangajangana.+ Hahasoa anareo ny mitandrina tsara ireo zavatra ireo.+ Mirary soa ho anareo izahay!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara