FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy ny Tompo: “Mitsangàna ka mankanesa any amin’ilay lalana atao hoe Imahitsy. Ary anontanio ao an-tranon’i Jodasy fa misy lehilahy atao hoe Saoly ao, ilay avy any Tarsosy.+ Eo am-pivavahana indrindra izy izao,

  • Asan’ny Apostoly 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Jiosy aho,+ ary teraka tany Tarsosy any Kilikia,+ nefa nampianarina teto amin’ity tanàna ity teo an-tongotr’i Gamaliela,+ ary nobeazina araka ny fampianarana hentitra+ momba ny Lalàn’ny razambentsika, ka nafana fo+ tamin’ny fanompoana an’Andriamanitra tahaka anareo rehetra ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara