FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia nankany Tarsosy+ izy mba hitady mafy an’i Saoly.+

  • Asan’ny Apostoly 21:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Hoy i Paoly: “Izaho ange Jiosy+ e, ary avy any Tarsosy+ any Kilikia, sady olom-pirenen’ny tanàna malaza. Koa miangavy anao aho, avelao aho hiteny amin’ny olona.”

  • Asan’ny Apostoly 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Jiosy aho,+ ary teraka tany Tarsosy any Kilikia,+ nefa nampianarina teto amin’ity tanàna ity teo an-tongotr’i Gamaliela,+ ary nobeazina araka ny fampianarana hentitra+ momba ny Lalàn’ny razambentsika, ka nafana fo+ tamin’ny fanompoana an’Andriamanitra tahaka anareo rehetra ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara