Asan’ny Apostoly 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fantatr’izy ireo tsara koa fa izy ilay lehilahy nipetraka nangataka teo amin’ny Vavahady Kanto+ tao amin’ny tempoly. Koa gaga izy ireo, ary zendana noho izay nitranga tamin-dralehilahy.
10 Fantatr’izy ireo tsara koa fa izy ilay lehilahy nipetraka nangataka teo amin’ny Vavahady Kanto+ tao amin’ny tempoly. Koa gaga izy ireo, ary zendana noho izay nitranga tamin-dralehilahy.