Matio 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nanontany azy ireo indray ny governora hoe: “Iza amin’izy roa lahy no tianareo hafahako ho anareo?” Dia hoy ireo: “Barabasy.”+ Lioka 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ka hoy izy: “Nentinareo teto amiko ity lehilahy ity, ka nolazainareo ho mampikomy vahoaka. Nofotopotorako teo anatrehanareo anefa izy, ary tsy hitako izay helony+ ny amin’izay iampanganareo azy.
21 Koa nanontany azy ireo indray ny governora hoe: “Iza amin’izy roa lahy no tianareo hafahako ho anareo?” Dia hoy ireo: “Barabasy.”+
14 ka hoy izy: “Nentinareo teto amiko ity lehilahy ity, ka nolazainareo ho mampikomy vahoaka. Nofotopotorako teo anatrehanareo anefa izy, ary tsy hitako izay helony+ ny amin’izay iampanganareo azy.