Matio 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nandresy lahatra ny vahoaka anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy mba hangataka an’i Barabasy,+ fa hampamono an’i Jesosy kosa. Lioka 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa ny vahoaka rehetra kosa niantsoantso indray niredona hoe: “Vonoy io,+ fa i Barabasy no afaho ho anay!”+
20 Nandresy lahatra ny vahoaka anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy mba hangataka an’i Barabasy,+ fa hampamono an’i Jesosy kosa.
18 Fa ny vahoaka rehetra kosa niantsoantso indray niredona hoe: “Vonoy io,+ fa i Barabasy no afaho ho anay!”+