Matio 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy, ka nanorim-ponenana tao, mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina+ izy.” Asan’ny Apostoly 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hoy i Petera: “Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako kosa no omeko anao:+ Amin’ny anaran’i Jesosy Kristy avy any Nazareta,+ mandehana!”+
23 Ary tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy, ka nanorim-ponenana tao, mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina+ izy.”
6 Fa hoy i Petera: “Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako kosa no omeko anao:+ Amin’ny anaran’i Jesosy Kristy avy any Nazareta,+ mandehana!”+