Asan’ny Apostoly 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+ Asan’ny Apostoly 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty,+ dia i Jesosy izay novonoinareo sy nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.+
24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+
30 Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty,+ dia i Jesosy izay novonoinareo sy nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.+