Matio 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Raha vao tafavoaka ny vahoaka, dia niditra izy ka nandray ny tanan-drazazavavy,+ ary niarina razazavavy.+ Lioka 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia niarina ny maty ary nanomboka niteny, ka natolotr’i Jesosy an-dreniny.+ Jaona 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Rehefa avy nilaza izany izy, dia niantso mafy hoe: “Ry Lazarosy, mivoaha!”+
25 Raha vao tafavoaka ny vahoaka, dia niditra izy ka nandray ny tanan-drazazavavy,+ ary niarina razazavavy.+