FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 2:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny olona rehetra.+ Ary nandritra izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nentin’i Jehovah+ isan’andro hanatevin-daharana azy ireo.+

  • Asan’ny Apostoly 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Maro tamin’ireo nihaino ilay lahateny anefa no nino,+ ary lasa dimy arivo teo ho eo ny isan’ny lehilahy.+

  • Asan’ny Apostoly 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mbola niampy hatrany ireo nino ny Tompo, ary maro be izy ireny, na lahy na vavy.+

  • Asan’ny Apostoly 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nandry feizay ny fiangonana+ eran’i Jodia sy Galilia ary Samaria. Koa nihanatanjaka ny fiangonana, sady nandeha tamin’ny fahatahorana an’i Jehovah+ sy ny fampiononan’ny fanahy masina,+ ka tsy nitsaha-nitombo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara