FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny?

  • Asan’ny Apostoly 15:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Rehefa tapitra ny tenin’izy roa lahy, dia hoy ny navalin’i Jakoba: “Mba henoy aho, ry rahalahy.+

  • Asan’ny Apostoly 21:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa niditra tao amin’i Jakoba+ niaraka taminay kosa i Paoly ny ampitso, ary tao daholo ny anti-panahy rehetra.

  • 1 Korintianina 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Taorian’izany, dia niseho tamin’i Jakoba+ izy, avy eo tamin’ny apostoly rehetra,+

  • Galatianina 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa tsy nahita apostoly hafa, ankoatra an’i Jakoba+ rahalahin’ny+ Tompo, aho.

  • Galatianina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 eny, rehefa fantatr’i Jakoba+ sy Kefasy ary Jaona, izay ekena ho andrin’ny fiangonana,+ fa nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ aho,+ dia notoloran’izy ireo ny tanany ankavanana izahay sy Barnabasy+ ho mariky ny fiaraha-miasa,+ mba handehananay any amin’ny hafa firenena, fa izy ireo kosa any amin’ny voafora.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara