Matio 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy ato izy fa efa natsangana,+ araka ny efa nolazainy. Avia, jereo fa teo no nandriany. Asan’ny Apostoly 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+
24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+