Matio 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa ny mpianatra iraika ambin’ny folo lahy kosa nankany Galilia,+ ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy nalehany. Asan’ny Apostoly 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niseho tamin’izy ireo koa izy taorian’ny nijaliany, ary porofo maro tsy azo lavina no nentiny naneho tamin’ireo hoe velona izy.+ Koa hitan’izy ireo nandritra ny efapolo andro izy, ary niresaka tamin’izy ireo momba ny fanjakan’Andriamanitra.+ Asan’ny Apostoly 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+ 1 Korintianina 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Taorian’izany, dia rahalahy maherin’ny dimanjato no indray nisehoany, ka mbola velona ankehitriny ny ankamaroany,+ fa ny sasany kosa efa nodimandry.*
16 Fa ny mpianatra iraika ambin’ny folo lahy kosa nankany Galilia,+ ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy nalehany.
3 Niseho tamin’izy ireo koa izy taorian’ny nijaliany, ary porofo maro tsy azo lavina no nentiny naneho tamin’ireo hoe velona izy.+ Koa hitan’izy ireo nandritra ny efapolo andro izy, ary niresaka tamin’izy ireo momba ny fanjakan’Andriamanitra.+
15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+
6 Taorian’izany, dia rahalahy maherin’ny dimanjato no indray nisehoany, ka mbola velona ankehitriny ny ankamaroany,+ fa ny sasany kosa efa nodimandry.*