FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 fa fantatrareo tsara fa ireto tanako ireto no nahazoako izay nilaiko+ sy nilain’ireo niaraka tamiko.

  • 1 Korintianina 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ary misasatra+ miasa amin’ny tananay.+ Rehefa tevatevaina izahay dia mirary soa,+ rehefa enjehina dia miaritra,+

  • 1 Korintianina 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy nisy nampiasaiko anefa izany zo izany.+ Ary tsy ny hahazoako izany zavatra izany velively no anoratako, fa aleoko aza maty toy izay... Fa tsy misy olona hahafoana ny antony ireharehako!+

  • 1 Tesalonianina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Azo antoka, ry rahalahy, fa tsaroanareo ny asa mafy nataonay sy ny fisasaranay. Fa rehefa nitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra taminareo izahay, dia niasa+ andro aman’alina mba tsy hampitondra enta-mavesatra na iza na iza taminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+

  • 2 Tesalonianina 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fony teo aminareo koa aza izahay, dia nandidy+ anareo matetika hoe: “Raha misy tsy mety miasa, dia aoka izy tsy hihinana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara