17 Faly sady miara-paly+ aminareo rehetra anefa aho, na dia atao toy ny fanatitra zava-pisotro+ aza, ka araraka eo amin’ny sorona+ mifandray amin’ny fanompoana ho an’ny besinimaro.+ Ny finoana no nahatonga anareo hanao izany.
13 Mifalia hatrany kosa aza,+ satria miombom-pijaliana amin’i Kristy+ ianareo, mba hifalianareo sy hiravoravoanareo mandritra ny fampiharihariana+ ny voninahiny.