Asan’ny Apostoly 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany. Jakoba 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa tojo fitsapana maro samihafa ianareo, ry rahalahiko, dia raiso ho fifaliana lehibe izany.+
41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany.