Asan’ny Apostoly 5:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Tsy nitsahatra nampianatra+ sy nitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy, izany hoe i Jesosy,+ izy ireo isan’andro, na tao amin’ny tempoly na isan-trano.+ Hebreo 10:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa mila miaritra+ ianareo mba ho tanteraka aminareo ilay fampanantenana,+ rehefa vitanareo ny sitrapon’Andriamanitra.+
42 Tsy nitsahatra nampianatra+ sy nitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy, izany hoe i Jesosy,+ izy ireo isan’andro, na tao amin’ny tempoly na isan-trano.+
36 Fa mila miaritra+ ianareo mba ho tanteraka aminareo ilay fampanantenana,+ rehefa vitanareo ny sitrapon’Andriamanitra.+