FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Jaona 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa izay mitandrina ny teniny+ kosa, dia natao lavorary ao amin’izany olona izany tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra.+ Izany no ahafantarantsika fa tafaray aminy isika.+

  • 2 Jaona 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izao no fitiavana,+ dia ny handehanantsika hatrany araka ny didiny.+ Izao ilay didy, araka ny efa renareo hatrany am-piandohana: Tokony handeha amin’ny fitiavana foana ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara