FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha ny marina, dia velona tsy nanan-dalàna aho fahiny.+ Rehefa tonga anefa ny didy,+ dia velona indray ny ota, fa izaho kosa maty.+

  • 2 Korintianina 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izy tokoa no nahatonga anay ho ampy fahaizana mba ho tonga mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ eny, tsy mpanompon’ny fehezan-dalàna an-tsoratra+ fa mpanompon’ny fanahy.+ Fa manameloka+ ho faty ilay fehezan-dalàna an-tsoratra, fa ny fanahy kosa mahavelona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara