1 Petera 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mifalia hatrany kosa aza,+ satria miombom-pijaliana amin’i Kristy+ ianareo, mba hifalianareo sy hiravoravoanareo mandritra ny fampiharihariana+ ny voninahiny.
13 Mifalia hatrany kosa aza,+ satria miombom-pijaliana amin’i Kristy+ ianareo, mba hifalianareo sy hiravoravoanareo mandritra ny fampiharihariana+ ny voninahiny.