Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+ Hebreo 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia hoy koa izy io avy eo: “Ary tsy hotsarovako intsony mihitsy ny fahotany sy ny fandikan-dalàna nataony.”+
39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+
17 dia hoy koa izy io avy eo: “Ary tsy hotsarovako intsony mihitsy ny fahotany sy ny fandikan-dalàna nataony.”+