Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+ Galatianina 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa nanjary mpitaiza antsika àry ny Lalàna ka nitarika antsika ho amin’i Kristy,+ mba ho azo ambara ho marina+ isika noho ny finoana.
39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+
24 Koa nanjary mpitaiza antsika àry ny Lalàna ka nitarika antsika ho amin’i Kristy,+ mba ho azo ambara ho marina+ isika noho ny finoana.