1 Petera 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa raha misy olona mizaka fahoriana sy mijaly tsy ara-drariny, noho ny feon’ny fieritreretana eo anatrehan’Andriamanitra, dia ankasitrahana izany.+ 1 Petera 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manàna feon’ny fieritreretana madio,+ mba ho menatra+ ireo manao tsinontsinona ny fitondran-tena tsara anananareo mpanara-dia an’i Kristy, na dia manaratsy anareo aza izy ireny.+
19 Fa raha misy olona mizaka fahoriana sy mijaly tsy ara-drariny, noho ny feon’ny fieritreretana eo anatrehan’Andriamanitra, dia ankasitrahana izany.+
16 Manàna feon’ny fieritreretana madio,+ mba ho menatra+ ireo manao tsinontsinona ny fitondran-tena tsara anananareo mpanara-dia an’i Kristy, na dia manaratsy anareo aza izy ireny.+