Romanina 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa misy antony tsy maintsy anekenareo fahefana àry, tsy noho izany fahatezerana izany ihany, fa noho ny feon’ny fieritreretanareo+ koa.
5 Koa misy antony tsy maintsy anekenareo fahefana àry, tsy noho izany fahatezerana izany ihany, fa noho ny feon’ny fieritreretanareo+ koa.