FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Kolosianina 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa ambonin’izany rehetra izany, dia mitafia fitiavana+ fa fatorana mampiray tonga lafatra+ izy io.

  • 1 Timoty 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa ny zava-kendren’izany didy izany dia fitiavana+ avy amin’ny fo madio,+ sy avy amin’ny feon’ny fieritreretana madio+ ary avy amin’ny finoana tsy mihatsaravelatsihy.+

  • 1 Jaona 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ry malala, raha izany no nitiavan’Andriamanitra antsika, dia tsy maintsy mifankatia kosa isika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara