1 Tesalonianina 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa raha mino isika fa maty i Jesosy ary efa nitsangana,+ dia mino koa isika fa hoentin’Andriamanitra hiaraka amin’i Jesosy ireo nodimandry ao aminy.+
14 Fa raha mino isika fa maty i Jesosy ary efa nitsangana,+ dia mino koa isika fa hoentin’Andriamanitra hiaraka amin’i Jesosy ireo nodimandry ao aminy.+