FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 15:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Samy araka ny filaharany avy anefa: i Kristy no voaloham-bokatra,+ ary avy eo izay an’i Kristy, mandritra ny fanatrehany.+

  • Filipianina 3:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 izay hanova ny vatantsika nambanina+ mba hitovy endrika amin’ny vatany be voninahitra,+ araka ny fiasan’ny+ heriny, dia ilay hery hahatonga ny zava-drehetra hanaiky+ azy.

  • 2 Tesalonianina 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha ny amin’ny fanatrehan’i+ Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fanangonana antsika ho any aminy,+ dia izao no angatahinay aminareo, ry rahalahy:

  • Apokalypsy 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nahita seza fiandrianana+ maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, dia nomena fahefana hitsara izy ireo.+ Eny, hitako izay novonoina tamin’ny famaky noho izy nitory momba an’i Jesosy sy niresaka momba an’Andriamanitra. Tsy nivavaka tamin’ilay bibidia+ na tamin’ny sariny+ izy ireo sady tsy nandray ilay marika ho eo amin’ny handriny sy ho eo amin’ny tanany.+ Ary velona ireo ka niara-nanjaka+ tamin’i Kristy arivo taona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara