Matio 24:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Haniraka ny anjeliny amin’ny feon’ny trompetra mafy izy,+ ary ireo dia hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany* efatra,+ avy any amin’ny faravodilanitra rehetra. 1 Tesalonianina 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary aorian’izay, isika izay velona ka mahatratra izany fanatrehany izany, mbamin’izy ireo koa,+ dia hoentina+ anaty rahona,+ mba hihaona+ amin’ny Tompo eny amin’ny rivotra. Dia hiaraka amin’ny Tompo foana isika.+
31 Haniraka ny anjeliny amin’ny feon’ny trompetra mafy izy,+ ary ireo dia hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany* efatra,+ avy any amin’ny faravodilanitra rehetra.
17 Ary aorian’izay, isika izay velona ka mahatratra izany fanatrehany izany, mbamin’izy ireo koa,+ dia hoentina+ anaty rahona,+ mba hihaona+ amin’ny Tompo eny amin’ny rivotra. Dia hiaraka amin’ny Tompo foana isika.+