FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 6:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 “Aza mitsara intsony dia tsy hotsaraina mihitsy ianareo.+ Ary aza manameloka intsony dia mba tsy homelohina ianareo. Mamelà ny hafa, dia mba havela koa ianareo.+

  • Romanina 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa iza moa ianao no hitsara ny mpiasa an-tranon’ny hafa?+ Eo anoloan’ny mpampiasa azy no ijoroany na ahalavoany.+ Eny tokoa, hajoro izy, fa afaka mampijoro azy i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara