FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ianareo koa afaka manampy rehefa mitalaho amim-bavaka ho anay.+ Amin’izay dia hanao fisaorana+ noho ny aminay ny maro, noho izay omena anay amin-katsaram-panahy, vokatry ny vavaka ataon’ny maro.+

  • Efesianina 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary mivavaha+ foana na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, eo ambany fitarihan’ny fanahy,+ sady manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Noho izany, dia miambena hatrany ka mahareta amin’izany sady manaova fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra

  • Kolosianina 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary mivavaha koa ho anay,+ mba hasian’Andriamanitra varavarana misokatra+ hahafahanay hitory ny teny sy hilaza ny zava-miafina+ masina momba an’i Kristy, fa izany indrindra no mahatonga ahy ho voafatotra ato am-ponja,+

  • 1 Tesalonianina 5:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mivavaha foana ho anay, ry rahalahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara