Romanina 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa mampirisika anareo aho, ry rahalahy, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin’ny fanahy,+ mba hiara-miezaka amiko ianareo hivavaka amin’Andriamanitra ho ahy,+
30 Koa mampirisika anareo aho, ry rahalahy, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin’ny fanahy,+ mba hiara-miezaka amiko ianareo hivavaka amin’Andriamanitra ho ahy,+