1 Korintianina 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izao mantsy no tiako holazaina: Samy milaza ianareo hoe: “Izaho an’i Paoly”, “Izaho an’i Apolosy”,+ “Izaho an’i Kefasy”, “Izaho an’i Kristy.” 1 Korintianina 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Voalohany indrindra, dia reko fa misy fisaratsarahana eo aminareo rehefa mivory ny fiangonanareo,+ ary inoako ihany izany.
12 Izao mantsy no tiako holazaina: Samy milaza ianareo hoe: “Izaho an’i Paoly”, “Izaho an’i Apolosy”,+ “Izaho an’i Kefasy”, “Izaho an’i Kristy.”
18 Voalohany indrindra, dia reko fa misy fisaratsarahana eo aminareo rehefa mivory ny fiangonanareo,+ ary inoako ihany izany.