Asan’ny Apostoly 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tonga tany Efesosy ny Jiosy atao hoe Apolosy,+ teratany avy any Aleksandria, ary lehilahy nahay nandaha-teny sady tena nahay Soratra Masina.+ 1 Korintianina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha hoy ny iray hoe: “Izaho an’i Paoly”, ary ny iray kosa hoe: “Izaho an’i Apolosy”,+ tsy toy ny olon-kafa rehetra ihany ve ianareo? 1 Korintianina 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa aoka tsy hisy hanao olona ho reharehany, fa anareo ny zava-drehetra,+
24 Tonga tany Efesosy ny Jiosy atao hoe Apolosy,+ teratany avy any Aleksandria, ary lehilahy nahay nandaha-teny sady tena nahay Soratra Masina.+
4 Raha hoy ny iray hoe: “Izaho an’i Paoly”, ary ny iray kosa hoe: “Izaho an’i Apolosy”,+ tsy toy ny olon-kafa rehetra ihany ve ianareo?