FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nanao izay hahasaro-piaro ahy izy ireo, noho ny andriamani-tsy izy,+

      Ary nampahasosotra ahy noho ireo sampiny tsy misy ilana azy.+

      Ary izaho kosa hanao izay hialonan’izy ireo an’izay tsy vahoaka.+

      Firenena adaladala no hataoko hampahatezitra azy ireo.+

  • 2 Mpanjaka 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nodoran’izy ireo ny andriamanitr’ireny, satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo, izay asa tanan’olona ihany,+ ka naringany.

  • Isaia 44:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Iza no namorona andriamanitra na nandrendrika metaly ka nanao sarivongana?+ Tsy nisy nilana azy mihitsy anefa izany.+

  • Jeremia 16:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mahavita manao andriamanitra hivavahany ve ny olombelona? Tsy tena andriamanitra no vitany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara