Romanina 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa raha misalasala izy, dia efa voaheloka sahady raha mihinana,+ satria tsy amim-pinoana no ihinanany. Fahotana tokoa mantsy izay rehetra tsy atao amim-pinoana.+
23 Fa raha misalasala izy, dia efa voaheloka sahady raha mihinana,+ satria tsy amim-pinoana no ihinanany. Fahotana tokoa mantsy izay rehetra tsy atao amim-pinoana.+