Matio 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+ Romanina 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa raha ny sakafo no mahatonga ny rahalahinao halahelo, dia tsy manao zavatra araka ny fitiavana+ intsony ianao. Aza ny sakafo haninao no animbanao azy, fa efa maty hamonjy azy i Kristy.+
28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+
15 Fa raha ny sakafo no mahatonga ny rahalahinao halahelo, dia tsy manao zavatra araka ny fitiavana+ intsony ianao. Aza ny sakafo haninao no animbanao azy, fa efa maty hamonjy azy i Kristy.+