Asan’ny Apostoly 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mbola teo am-panompoana+ an’i Jehovah izy ireo ho fanasoavana ny besinimaro sady mbola nifady hanina, dia hoy ny fanahy masina: “Amin’ny olona rehetra dia i Barnabasy sy Saoly+ no atokàny ho ahy mba hanao ny asa niantsoako azy.”
2 Raha mbola teo am-panompoana+ an’i Jehovah izy ireo ho fanasoavana ny besinimaro sady mbola nifady hanina, dia hoy ny fanahy masina: “Amin’ny olona rehetra dia i Barnabasy sy Saoly+ no atokàny ho ahy mba hanao ny asa niantsoako azy.”