Hebreo 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary i Mosesy, izay mpanompo,+ dia mendri-pitokisana raha ny amin’izay rehetra tao an-tranon’Andriamanitra, mba ho porofon’ny zavatra holazaina atỳ aoriana.+
5 Ary i Mosesy, izay mpanompo,+ dia mendri-pitokisana raha ny amin’izay rehetra tao an-tranon’Andriamanitra, mba ho porofon’ny zavatra holazaina atỳ aoriana.+