Eksodosy 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany. Salamo 78:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nampitresaka harambato tany an-tany efitra izy,+Mba hampisotroana rano be azy ireo, dia rano be toy ny rano lalina.+
6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.
15 Nampitresaka harambato tany an-tany efitra izy,+Mba hampisotroana rano be azy ireo, dia rano be toy ny rano lalina.+