Nomery 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity no hiampatramparan’ny fatinareo.+ Ho faty tokoa ianareo rehetra voasoratra anarana, izay roapolo taona no ho miakatra, dia ianareo izay nimenomenona tamiko.+ Hebreo 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary iza koa no naharikoriko an’Andriamanitra nandritra ny efapolo taona?+ Tsy ireo nanota ve ka maty niampatrampatra tany an-tany efitra?+
29 Atỳ amin’ity tany efitra ity no hiampatramparan’ny fatinareo.+ Ho faty tokoa ianareo rehetra voasoratra anarana, izay roapolo taona no ho miakatra, dia ianareo izay nimenomenona tamiko.+
17 Ary iza koa no naharikoriko an’Andriamanitra nandritra ny efapolo taona?+ Tsy ireo nanota ve ka maty niampatrampatra tany an-tany efitra?+