FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny lehilahy rehetra izay nahita ny voninahitro+ sy ny famantarana nataoko+ tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra, nefa mbola mitsapa toetra+ ahy ihany efa impolo izay, ka tsy nihaino ny feoko,+

  • Nomery 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity no hiampatramparan’ny fatinareo.+ Ho faty tokoa ianareo rehetra voasoratra anarana, izay roapolo taona no ho miakatra, dia ianareo izay nimenomenona tamiko.+

  • 1 Korintianina 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Na izany aza, dia tsy nankasitrahan’Andriamanitra ny ankamaroany,+ fa ripaka+ tany an-tany efitra.

  • 1 Korintianina 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary aoka isika tsy himenomenona, toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+

  • Joda 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa fantatrareo ny zava-drehetra ka tsy mila averina intsony. Tiako ihany anefa ny hampahatsiahy+ anareo fa na dia novonjen’i Jehovah avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara