Nomery 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nonina tao Sitima+ ny Israely. Dia nanomboka nanao firaisana tamin’ny zanakavavin’i Moaba ny olona.+ 2 Petera 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Baranahiny ny fitondran-tenan’izy ireny,+ ary maro no hanaraka+ izany. Noho ireny àry no hanevatevana ny lalan’ny fahamarinana.+
25 Ary nonina tao Sitima+ ny Israely. Dia nanomboka nanao firaisana tamin’ny zanakavavin’i Moaba ny olona.+
2 Baranahiny ny fitondran-tenan’izy ireny,+ ary maro no hanaraka+ izany. Noho ireny àry no hanevatevana ny lalan’ny fahamarinana.+