1 Korintianina 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa raha ianao izay manam-pahalalana no misy mahita mandry ilika* hisakafo ao amin’ny tempolin’ny sampy, moa ve ny feon’ny fieritreretan’ilay malemy tsy hampirisika azy ho sahy hihinana sakafo atolotra ho an’ny sampy?+
10 Fa raha ianao izay manam-pahalalana no misy mahita mandry ilika* hisakafo ao amin’ny tempolin’ny sampy, moa ve ny feon’ny fieritreretan’ilay malemy tsy hampirisika azy ho sahy hihinana sakafo atolotra ho an’ny sampy?+