Romanina 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Noho izany, dia aoka isika tsy hifampitsara+ intsony, fa aoka kosa mba ho izao no fanapahan-kevitrareo:+ Ny tsy hametraka vato mahatafintohina+ na zavatra mahasolafaka eo anoloan’ny rahalahy.+ 1 Korintianina 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa raha ny sakafo no mahatafintohina ny rahalahiko,+ dia tsy hihinan-kena intsony mihitsy aho sao ho tafintohina ny rahalahiko.+ 2 Korintianina 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tsy manao izay hahatafintohina olona mihitsy izahay,+ mba tsy hanomezan-tsiny ny fanompoanay.+
13 Noho izany, dia aoka isika tsy hifampitsara+ intsony, fa aoka kosa mba ho izao no fanapahan-kevitrareo:+ Ny tsy hametraka vato mahatafintohina+ na zavatra mahasolafaka eo anoloan’ny rahalahy.+
13 Koa raha ny sakafo no mahatafintohina ny rahalahiko,+ dia tsy hihinan-kena intsony mihitsy aho sao ho tafintohina ny rahalahiko.+