Asan’ny Apostoly 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+ 1 Korintianina 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izao mantsy no tiako holazaina: Samy milaza ianareo hoe: “Izaho an’i Paoly”, “Izaho an’i Apolosy”,+ “Izaho an’i Kefasy”, “Izaho an’i Kristy.” Galatianina 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta, 1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+ 2 Petera 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy mpaminany sandoka koa anefa teo amin’ny vahoakan’Andriamanitra, ary hisy mpampianatra sandoka koa eo aminareo.+ Ireny indrindra no hampiditra mangingina sekta mampidi-doza, sady handa an’ilay tompo nividy azy,+ ka hahatonga fandringanana haingana ho an’ny tenany.
30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+
12 Izao mantsy no tiako holazaina: Samy milaza ianareo hoe: “Izaho an’i Paoly”, “Izaho an’i Apolosy”,+ “Izaho an’i Kefasy”, “Izaho an’i Kristy.”
20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta,
4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+
2 Nisy mpaminany sandoka koa anefa teo amin’ny vahoakan’Andriamanitra, ary hisy mpampianatra sandoka koa eo aminareo.+ Ireny indrindra no hampiditra mangingina sekta mampidi-doza, sady handa an’ilay tompo nividy azy,+ ka hahatonga fandringanana haingana ho an’ny tenany.